Nampandroso ny fambilezany tamin'ny tany i anjely igny ary nagnotroka ny vokatry ny voaloboky ny tany. Natsipiny tagnatiny famiazam-boaloboka leiben'ny fahavigniran'Andriamanitra zany. Ny famiazam-boaloboka de nidisahina