Ndreka nalain'ny Zanak'ondry ny horonan-taratasy,de nampenkohoka ny tegnany takekiny teo iary zareo. Sady samy nanagna lokanga sy lovia volamena feno emboka mangitra aby gny tsitokatokana tamin'iary zareo, de vavakan'ny mpino.