Nomena vava afaka mizaka fireharehana mban'ny fagnasahana ny bibi-dia. De nomena alalana izy mba hagnatanteraka fahefana mandritran'ny efatra amby efapolo volana. Sady nanokatra ny vavany hagnasa an'Andriamanitra ny bibi-dia : ka nagnasa ny agnarany, ny toerana hipetrahany mban'izay mipetraka an-danitra.