\v 8 Nisy anjely hafa- ny anjely faharoy- nagnaraka nizaka hoe: "Lavo, lavo BabylĂ´na leibe, zay nandresy lahatra iregny firenena maro be mba hihinana ny divaignan'ny fitondran-tegna malotony."