Sady ny ampahatelon'ny olona de matin'ny loza telo: ny afo, ny vovoka, de ny solifara zay nivôka avy tam-bavan'iary zareo. Ka ny herin'ny sôvaly de avy tamin'ny vavan'iary zareo - mban'ny