Nisy anjely hafa nivôka avy tam-piangonana tagny an-danitra; nanagna antsy maragnitra my koa izy. Mbola nisyanjely hafa koa nivôka ny alitara fagnorôna ditin-kazo magnitra, zay nanagna fahena amin'ny afo. Nagnatso tamin'ny feo mafy b