Ndreka nalain'ny Zanak'ondry ny horonan-taratasy, Samy nanagna lokanga sy lovia volamena feno emboka mangitra aby gny tsitokatokana tamin'iary zareo, de vavakan'ny mpino.