Avy eoNy fitambaran'iary zareo de agnalignaligna. Nizaka tamin'ny feo mafibe iary zareo hoe:" Mendrika an'i Zanak'ondry nivovina anie ny handray fahefana, harena, fahendrena, hery, laza, voninahitra, mban'ny dera."