aveo ny anjely fahafito nandraka ny tamin'ny kopiny tamin'ny rivotra. de nisy feo mafy nivĂ´ka avy tam-piangonana sady avy tamin'ny seza fiandrianana, magnano hoe: "'Vita zany!" Nisy tselatra, kotrooka, kotro-baratra, sady horohoron-tany mafy, horohorotany lebe noho zay