\v 16 Mivaloza, raha izany ! Fa na tsy izany, de ho avy malaky aminareo agny Aho, sady hifaninagna amin’iary zareo aho miaraka amin’ny sabatran’ny vavako. \v 17 Zegny managna tadigny tokony mba hiteno zegny zakain'ny Fagnahy ho an'ny fengonana. Ho an'ny zegny mandresy, homeko ny sanagny amin'ny magnavony, sady homeko vato fotsy miaraka amin'ny agnaram-baovao voasoratra amin'ny vato, agnarana ts fantan'olona afa-tsy zegny mandray an'azy my.""