Anjely mahery raika nangala vato kara vato be sady ananipy an'izany tan-dranomasina, de nizaka hoe: "Amin'izany fomba izany, Babylona, ny tanàna lehibe, harodagna arahina herisetra, sady tsy ho hiita koa. Ny feo natàn'ny lokanga, mpitendry mozika