Nitsoka ny trompetrany ny anjely faharoy, sady nisy raha kara ny tendriombohitra lehibe nisy afo nirehitra natsipy tan-dranomasina tagny.