Sambatra zegny manasa ny akanjon’iary zareo. Mba hahazo alalagna mihinagna avy amin'ny hazon'ny fiaignana sady hiditra amin'ny tanàna de aveo amin'ny vavahady; (Fagnamarihana: Na tokony: "Sambatra zegny manasa ny akanjon'iary zareo. «Ny antontan-taratasy hafa taloha de mivaky hoe : « Sambatra zegny magnano ny didiny. ») Fa ambelagny ny amboa, ny mpagnano ody, ny mpijangajanga, ny mpamono olona, ny mpanompo sampy, mban’ny zegny tia mametsy sady mpametsy.