Oka antsena hifaly sady ho ravoravo ka hagnome voninahitra Anazy satria tonga ny fagnamboarana ny fanambadenan'ny Zanak'ondry, de ny ampekaria efa miomagna. Nomena alalagna hagnatao