\v 17 Ny Fagnahy mban’ny ampekarina magnano hoe : « Avia ! » Zegny maregny tokony hizaka hoe : « Avia ! » Ndre iza ndre iza mangetaheta, tokony hagnatonga , sady ndre iza ndre iza magniry an’izany, tokony hahazo maimaimpôgna ny ranon’ny fiaignana.