\v 3 Ka tsy hisy koa ny voahozogna. ny seza fiandrianan’andriamanitra mban’ny zanak’ondry de ho amin’ny tanana, ary ny mpanompony de hanomo an’azy. \v 4 Hahita ny endrikan'iary zareo, sady ny agnarany de eo amin’ny handrignan’iary zareo. \v 5 Ka tsisy alina koa ; iary zareo de tsy mila fahazavan’ny jiro ndre de masoandro koa satria ny tompo andriamanitra no hazava amin’iary zareo. sady hanjaka mandrakizay tanteraka iary zareo.