\v 6 De naregny kara feon'olona marobe, kara ny fireondreognan'ny rano be, mban'ny filatsahan'ny oram-be, nagnano hoe: "Aleloia! Fa manjaka ny Tompo, Andriamanitra zay manapaka amin'ny marobe.