\v 5 De nisy feo nivĂ´ka avy tamin'ny seza fiandrianana, nagnano hoe: "Derao Andriamanitrantsena, anareo marobe mpiasany, anareo zegny matahotra Anazy, na ny bitaka na ny agnonabe."