\v 1 Avy eo de nahita famantarana hafa agnonabe sady mampitolagaga tamin'ny lanitra aho: Nisy anjely fito miaraka amin'ny loza fito, de loza fito farany, fa amin'iregny no hahatanteraka ny fahavigniran'Andriamanitra.