\v 13 Nagnano fahagagana marobe izy. De nandatsaka afo avy tan-danitra ho amin'ny tany tagnatrehan'ny olona.\v 14 Ka tamin'ny alalan'ny famantarana io de nomena alalagna agnano an'izany izy, de namitaka an'ny zegny nipetraka tambon'ny tany izany.Ka nizaka an'io tamin'iary zareo mba hagnano sary ho voninahitry ny bibi-dia zay vĂ´ratran'ny sabatra nefa de vologna my.