\v 5 Nomena vava afaka mizaka fireharehana mban'ny fagnasahana ny bibi-dia. De nomena alalana izy mba hagnatanteraka fahefana mandritran'ny efatra amby efapolo volana. \v 6 Sady nanokatra ny vavany hagnasa an'Andriamanitra ny bibi-dia : ka nagnasa ny agnarany, ny toerana hipetrahany mban'izay mipetraka agny an-danitra.