\v 3 Ny lohan'ny bibi-dia raika de kara efa maty, nefa sitragna ny ratra seka nahafaty anazy. De gaga ny tany marobe ndreka nagnaraka ny bibi-dia. \v 4 Ary de nenkohoka tamin'ny dragona iary zareo, satria izy no nagnome ny fahefany ho an'ny bibi-dia. De nenkohoka tamin'ny bibi-dia koa iary zareo de nizaka hoe :"Iza karan'ny bibi-dia?" de "Iza afaka miady aminazy?"