\v 18 Sady ny ampahatelon'ny olona de matin'ny loza telo: ny afo, ny vovoka, de ny solifara zay nivôka avy tam-bavan'iary zareo. \v 19 Ka ny herin'ny sôvaly de avy tamin'ny vavan'iary zareo mban'ny rambon'iary zareo - ka ny rambon'iary zareo de kara bibilava, sady nanagna loha zay afaka mahavôratra olona iary zareo.