\v 13 Nampagneno ny trompetrany ny anjely fahaenina, de naregny feo nivĂ´ka tamin'ny tandroky ny alitara volamena zay efa nisy teo agnatrehan'Andriamanitra aho. \v 14 Sady nizaka tamin'ny anjely fahaenina ny feo magnano hoe: "Avotsory ny anjely efatra izay mifatotra any amin'ny tegnarano lehiben'ny Eofrata." \v 15 Ny anjely efatra zay nomagnina tamin'ny zany lera zany, de nivahaina hamono ny ampahatelon'ny olombelona.