\v 1 Nampagneno ny trompetrany ny anjely fahadimy. Nahita kintana avy agny an-danitra aho zay nilatsaka tegny amin'ny tany. Lay kintana no nomena ny lakilen'ny lavaka tsy hita popoka. \v 2 Nivoainy ny lavaka tsy hita popoka, de niakatra ny vovoka nivoaka tamin'ny lavaka kara vovoka avy amin'ny lafĂ´ro be. Nivadika matroka ny masoandro mban'ny agnina noho ny vovoka nivoka avy tagny an-davaka.