\v 12 Nitsoka ny trompetrany ny anjely faha-efatra, de niova ny ampahatelon'ny masoandro, kara ny ampahatelon'ny volana mban'ny ampahatelon'ny kintagna.Noho izany de nanjary mintigna ny ampahatelon'io; tsisy hazavana ny ampahatelon'ny andro mban'ny ampahatelon'ny alina.