\v 10 Nitsoka ny trompetrany ny anjely fahatelo, de nisy kintagna lehibe nilatsaka avy tan-danitra, mirehitra kara fanilo, tamin'ny ampahatelon'ny ony mban'ny loharano. \v 11 Raha mafaitra no agnaran'ny kintagna. Nanjary nafaitra ny ampahatelon'ny rano, sady olona maro no:maty tamin'ny rano nanjary nafaitra igny.