\v 8 Nitsoka ny trompetrany ny anjely faharoy, sady nisy raha kara ny tendriombohitra lehibe nisy afo nirehitra natsipy tan-dranomasina tagny. Nanjary rĂ  ny ampahatelon'ny ranomasina, \v 9 maty ny ampahatelon'ny raha managn'aigna tan-dranomasina tao, sady rava ny ampahatelon'ny sambo.