\v 21 Ndregny raika mandresy, de homena anazy ny zo hipetraka miaraka aminaha eo amin'ny seza fiandrianako, karan'ny nandreseko koa sy nipetrahako tamin'ny Abako tamin'ny seza fiandrianana.\v 22 Zegny manan-tadigny de aoka mba hiteno gny raha zakain'ny Fanahy amin'ny mpivavaka.