\v 12 Ndregny mandresy de atoko andry amin'ny tempolin'Andriamanitrako, ka tsy hiala eo mintsy izy. Sady hosoratako amin'ny agnaran'Andriamanitrako ny agnaran'ny tanĂ nan'Andriamanitrako (de jerosalema vaovao, zay mandrorogna avy agny an-danitra avy amin'Andriamaitrako), mban'ny agnarako vaovao.\v 13 Zegny manan-tadigny de aoka mba hiteno gny raha raha zakain'ny Fanahy amin'ny mpivavaka.