\v 5 Ndregny raika maharesy de ho ampagnatofaina akanjo fotsy, sady tsy hofafako amin'ny bokin'ny Fiaignana mintsy ny agnarany, sady hozakaiko eo agnatrehan'ny Abako ny agnarany, de agnatrehan'ny anjelny koa.\v 6 Zegny manan-tadigny de aoka mba hiteno gny raha zakain'ny Fanahy amin'ny mpivavaka.