From ffc0a1799d019cacedaef91470c810ae4fe0b005 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MADA007 <> Date: Sat, 30 Nov 2019 09:57:29 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 12/03.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/12/03.txt b/12/03.txt index 16fada6..717c16c 100644 --- a/12/03.txt +++ b/12/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 Avy eo nisy famantarana hafa niseho tan-danitra: Igny an! nisy dragona mena enjegna bezay nanagna loha fito mban'ny tandroka folo, sady nisy ssatro-boninahitra fito tamin'ny lohany. \v 4 Ny rambony de nipaoka ny ampahatelon'ny kitagna tan-danitra tagny sady nanipy an’iary zareo tamin’ny tany. Ny dragona nitsangana talohan’ny viavy efa ho teraka igny teo, ka ndreka teraka izy, de afaka hagnapaka ny zanagny izy. \ No newline at end of file +\v 3 Avy eo de nisy famantarana hafa koa niseho tan-danitra: Igny an! nisy dragona mena enjegna bezay nanagna loha fito mban'ny tandroka folo, sady nisy ssatro-boninahitra fito tamin'ny lohany. \v 4 Ny rambony de nipaoka ny ampahatelon'ny kitagna tan-danitra tagny sady nanipy an’iary zareo tamin’ny tany. Ny dragona nitsangana talohan’ny viavy efa ho teraka igny teo, ka ndreka teraka izy, de afaka hagnapaka ny zanagny izy. \ No newline at end of file