diff --git a/18/01.txt b/18/01.txt index 1a8f4f8..e24d93e 100644 --- a/18/01.txt +++ b/18/01.txt @@ -1 +1 @@ -Tafaran'io raha io de nahita anjely hafa tonga nijotso avy agny an-danitra aho. Nanagna fahefana lehibe izy, sady namirapiratra noho ny voninahitrany ny tany. Niviv \ No newline at end of file +Tafaran'io raha io de nahita anjely hafa tonga nijotso avy agny an-danitra aho. Nanagna fahefana lehibe izy, sady namirapiratra noho ny voninahitrany ny tany. Nioaika tamin'ny feo mafy izy, nbizaka hoe: "Lavo, lavo ny Babylona lehibe! Nanjary tonga toera-ponenan'ny demony, felofana ho an'ny fagnahy maoto \ No newline at end of file