diff --git a/06/12.txt b/06/12.txt index a35b7fb..69f8e96 100644 --- a/06/12.txt +++ b/06/12.txt @@ -1 +1 @@ -Ndreka namoha ny tombo-kase fahenina ny Zanak'Ondry, de nijery zaho ka nisy horohoron-tany lebe. Lasa mintina hôtrany ny lamba fisônana ny masoandro, ka ny volana feno manana de hôtrany rà. Ny kitana tegny amin'ny lanitra de latsaka tamin'ny tany, hôtra ny aviavy mandraraka ny voany manta ndreka tsofiny rivotra mafy. Ny lanitra de nanjavona hôtra ny horognan-taratsy zay \ No newline at end of file +Ndreka namoha ny tombo-kase fahenina ny Zanak'Ondry, de nijery zaho ka nisy horohoron-tany lebe. Lasa mintina hôtrany ny lamba fisônana ny masoandro, ka ny volana feno manana de hôtrany rà. Ny kitana tegny amin'ny lanitra de latsaka tamin'ny tany, hôtra ny aviavy mandraraka ny voany manta ndreka tsofiny rivotra mafy. Ny lanitra de nanjavona hôtra ny horognan-taratsy zay naorongorogna. Ny vohitra sy ny nosy \ No newline at end of file