auto save
This commit is contained in:
parent
4ef11ac179
commit
fd71336a80
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 10 \v 11 \v 12 Reo zay miaigna ambon'ny tany de hankalaza sady hifaly amin'iary zareo. Hifandefa fagnomezana mintsy aza iary zareo satri nampijaly zay didikin'ny miaigna tambon'ny tany ny mpaminagny roy igny. ka afaka teloandro sy tapany de hiditra ao amin'iary zareo ny fofognaign' Andriamanitra, de amin'ny tongotrany no hitsanganan'iary zareo. De hotogna amin'ny zay mahita an'azy ny havakana lebe. Aveo de haregny feo mafy avy agny an-danitra iary zareo mizaka hoe: "Makara atiky!" Aveo de hiakatra agny an-dagnitra agnaty rahona iary zareo, na mbola mijery tany ny fahavalon'iary zareo.
|
||||
\v 10 \v 11 \v 12 Reo zay miaigna ambon'ny tany de hankalaza sady hifaly amin'iary zareo. Hifandefa fagnomezana mintsy aza iary zareo satri nampijaly zay didikin'ny miaigna tambon'ny tany ny mpaminagny roy igny. ka afaka teloandro sy tapany de hiditra ao amin'iary zareo ny fofognaign' Andriamanitra, de amin'ny tongotrany no hitsanganan'iary zareo. De hotogna amin'ny zay mahita an'azy ny havakana lebe. Aveo de haregny feo mafy avy agny an-danitra iary zareo mizaka hoe: "Makara atiky!" Aveo de hiakatra agny an-dagnitra agnaty ny rahogna iary zareo, na mbola mijery tany ny fahavalon'iary zareo.
|
Loading…
Reference in New Issue