auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-11-30 10:02:29 -05:00 committed by root
parent 6f62d5e84f
commit fd0852b43b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Avy eo de nisy famantarana hafa koa niseho tan-danitra: Igny an! Nisy dragona mena ngejabe nanagna loha fito mban'ny tandroka folo, sady nisy ssatro-boninahitra fito tamin'ny lohany. \v 4 Ny rambony de nipaoka ny ampahatelon'ny kitagna tan-danitra tagny sady nanipy aniary zareo taminny tany. Ny dragona nitsangana talohanny viavy efa ho teraka igny teo, ka ndreka teraka izy, de afaka hagnapaka ny zanagny izy.
\v 3 Avy eo de nisy famantarana hafa koa niseho tan-danitra: Igny an! Nisy dragona mena ngejabe nanagna loha fito mban'ny tandroka folo, sady nisy satro-boninahitra fito tamin'ny lohany. \v 4 Ny rambogny de nipaoka ny ampahatelon'ny kitagna tan-danitra sady nanipy aniary zareo taminny tany. Ny dragona nitsangana talohanny viavy efa ho teraka igny teo, ka ndreka teraka izy, de afaka hagnapaka ny zanagny izy.