From fb20d0510485e469b55aef146e02dbf767b54955 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MADA007 <> Date: Fri, 15 Nov 2019 10:08:13 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 03/09.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/03/09.txt b/03/09.txt index 5a926f1..4a68891 100644 --- a/03/09.txt +++ b/03/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 \v 10 \v 11 Igny an! Ny an'ny mpiasan'ny devoly, zay mizaka fa Jiosy io de mametsy aby fa tsy izy azareo. Hataoko tonga hiankohoka an-tongotranao iary zareo, ka de hofantan'iary zareo fa nitia anao Aho. Satria efa nitandrigna ny raha nizakaiko tamin'ny faharetana anareo, de harovako amin'ny andro fitsapana zay efa hotoga amin'izao tontolo izao, mba hitsapana an'ny ndregny mipetraka ambonin'ny tany. Ho tonga tsy ho ela Aho. ka tano tsara zegny hanagnanao mba tsy hisy hangalaka ny satro-boninahitrao. \ No newline at end of file +\v 9 \v 10 \v 11 Igny an! Zegny mpiasan'ny devoly mizaka fa Jiosy azareo de mametsy aby fa tsy izy . Hataoko tonga hiankohoka an-tongotranao iary zareo, ka de hofantan'iary zareo fa nitia anao Aho. Satria efa nitandrigna ny raha nizakaiko tamin'ny faharetana anareo, de harovako amin'ny andro fitsapana zay efa hotoga amin'izao tontolo izao, mba hitsapana an'ny ndregny mipetraka ambonin'ny tany. Ho tonga tsy ho ela Aho. ka tano tsara zegny hanagnanao mba tsy hisy hangalaka ny satro-boninahitrao. \ No newline at end of file