auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2020-01-14 14:03:58 +03:00 committed by root
parent eb5a7ea25e
commit fa203c5023
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Na ovena na ovena iregny managn'aigna de hognome voninahitra, laza, ary fisaorana an'i raika zay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana, i raika zay velona mandrakizay doria, iregny loholona efatra amby roapolo de nampiankohoka ny tegnan'iary zareo eo alohan'ny raika zay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana. Miankohoka eo amin'ny raika zay velona mandrakizay doria izy iregny, sady nanipy ny satro-boninahitr'iary zareo talohan'ny seza fiandrianana, mizaka hoe: "Mendrika anao, ry Tomponay sy Andriamanitray, handray ny voninahitra sy ny laza ary ny hery. Fa Ianao no namorona ny
Na ovena na ovena iregny managn'aigna de hognome voninahitra, laza, ary fisaorana an'i raika zay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana, i raika zay velona mandrakizay doria, iregny loholona efatra amby roapolo de nampiankohoka ny tegnan'iary zareo eo alohan'ny raika zay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana. Miankohoka eo amin'ny raika zay velona mandrakizay doria izy iregny, sady nanipy ny satro-boninahitr'iary zareo talohan'ny seza fiandrianana, mizaka hoe: "Mendrika anao, ry Tomponay sy Andriamanitray, handray ny voninahitra sy ny laza ary ny hery. Fa Ianao no namorona ny raha maro be