diff --git a/12/03.txt b/12/03.txt index 08a97de..074a550 100644 --- a/12/03.txt +++ b/12/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 Avy eo de nisy famantarana hafa koa niseho tan-danitra: Igny an! Nisy dragona mena ngejabe nanagna loha fito sy tandroka folo, sady nisy satro-boninahitra fito tamin'ny lohany. \v 4 Ny rambogny de nifaoka ny ampahatelon'ny kitagna tamin'ny lanitra de natsipiny tamin’ny tany. Avy eo de dragona nitsangana talohan’ny viavy efa ho teraka igny teo, ka ndreka teraka izy, de afaka hagnapaka ny zanagny izy. \ No newline at end of file +\v 3 Avy eo de nisy famantarana hafa koa niseho tan-danitra: Igny an! Nisy dragona mena ngejabe nanagna loha fito sy tandroka folo, sady nisy satro-boninahitra fito tamin'ny lohany. \v 4 Ny rambogny de nifaoka ny ampahatelon'ny kitagna tamin'ny lanitra de natsipiny tamin’ny tany. Avy eo de nitsangana talohan’ny viavy efa ho teraka igny teo, ka ndreka teraka izy, de afaka hagnapaka ny zanagny izy. \ No newline at end of file