auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2020-01-14 14:03:58 +03:00 committed by root
父節點 cfcd9c2cfc
當前提交 f6c3ddfad4
共有 1 個文件被更改,包括 1 次插入1 次删除

查看文件

@ -1 +1 @@
Nampandroso ny fambilezany tamin'ny tany i anjely igny ary nagnotroka ny vokatry ny voaloboky ny tany. Natsipiny tagnatiny famiazam-boaloboka leiben'ny fahavigniran'Andriamanitra zany. Ny famiazam-boaloboka de nidisahina tagny ivelagn'n'ny tanàna, ary ny rà de niraraka avy ao amin'zany ka tonga hatregny amin'ny hamboasan'ny lamboridin-tsôvaly, zay 1.600 metatra
\v 19 Nampandroso ny fambilezany tamin'ny tany i anjely igny ary nagnotroka ny vokatry ny voaloboky ny tany. Natsipiny tagnatiny famiazam-boaloboka leiben'ny fahavigniran'Andriamanitra zany.\v 20 Ny famiazam-boaloboka de nidisahina tagny ivelagnin'ny tanàna, ary ny rà de niraraka avy ao amin'zany ka tonga hatregny amin'ny hamboasan'ny lamboridin-tsôvaly, zay 1.600 kilômetatra