From f6862ff1f1944f278e616f5b3c4ae944b668d6f7 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD006 <> Date: Fri, 27 Dec 2019 19:49:18 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 10/05.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/10/05.txt b/10/05.txt index 4cdd1fb..6624bc4 100644 --- a/10/05.txt +++ b/10/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 \v 6 \v 7 Aveo i anjely igny hitako nitsangana tamboniny ranomasina de tamin'ny tany, nanangana ny tagnany havanana tan-danitra. Izy nifanta tamin'i raika zay velona mandrakizay doria, zay namorona ny lagnitra sy zay maro be ao agnatiny zany, ny tany de zay maro be ao agnatiny zay, ary ny ranomasina sy zay maro be agnatiny zany, de i anjely igny nizaka hoe: "Tsy hisy fembenana koa. Fa amin'ny andro raika ndreka hampagneno ny trompetra ny anjely fahafito, de ho tanteraka ny misterin' Andriamanitra, kara ny nagnambarany tamin'ny mpaminany mpanompony." \ No newline at end of file +\v 5 Aveo i anjely igny hitako nitsangana tamboniny ranomasina de tamin'ny tany, nanangana ny tagnany havanana tan-danitra. \v 6 Izy nifanta tamin'i raika zay velona mandrakizay doria, zay namorona ny lagnitra sy zay maro be ao agnatiny zany, ny tany de zay maro be ao agnatiny zay, ary ny ranomasina sy zay maro be agnatiny zany, de i anjely igny nizaka hoe: "Tsy hisy fembenana koa.\v 7 Fa amin'ny andro raika ndreka hampagneno ny trompetra ny anjely fahafito, de ho tanteraka ny misterin' Andriamanitra, kara ny nagnambarany tamin'ny mpaminany mpanompony." \ No newline at end of file