From f6154a8da9efefebd92d897b326c9fa72f1ffebb Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MADA007 <> Date: Thu, 7 Nov 2019 09:25:09 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 22/18.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/22/18.txt b/22/18.txt index 4ed2a24..e111c0c 100644 --- a/22/18.txt +++ b/22/18.txt @@ -1 +1 @@ -Izaho magnambara amin’ny zegny maregny ny zakan’ny faminaniana amin’ny boky ity : « Na misy magnampy an’io, Andriamanitra hagnampy loza ho an’azy zay voasoratra amin’ny boky ity. Na misy mangala ny faminaniana vôzaka amin’ny boky ity, Andriamanitra de hangala ny anjarany amin’ny kakazon’ny fiaignany mban’ny tanàna masina zay voasoratra agnatin’ny boky ity. » (Fagnamarihana : Ny antontan-taratasy taloha de mivaky hoe : « Andriamanitra hangala ny anjarany amin’ny Bokin’ny Fiaignana de amin’ny tanàna masina zay voaosoratra amin’ny boky ity. ») Nizaka ny raika magnambara ny raha io : « Eny! Efa akeky ny feveko. » Amena! Tongava, ry Tompo Jesôsy! Ho amin’ny olona maro ane ny fahasoavan’ny Tompo Jesôsy. Amena. \ No newline at end of file +\v 18 \v 19 Izaho de magnambara amin’ny zegny maregny ny zakan’ny faminaniana amin’ny boky ity : "Na misy magnampy an’io, Andriamanitra hagnampy loza ho an’azy zay voasoratra amin’ny boky ity. Na misy mangala ny faminaniana vôzaka amin’ny boky ity, Andriamanitra de hangala ny anjarany amin’ny kakazon’ny fiaignany mban’ny tanàna masina zay voasoratra agnatin’ny boky ity." (Fagnamarihana : Ny antontan-taratasy taloha de mivaky hoe : "Andriamanitra hangala ny anjarany amin’ny Bokin’ny Fiaignana de amin’ny tanàna masina zay voaosoratra amin’ny boky ity.") \ No newline at end of file