From f5ef367625031749f6a69fc5d856ec1c7788cf36 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MADA007 <> Date: Mon, 16 Dec 2019 07:09:50 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 08/03.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/08/03.txt b/08/03.txt index 8bd95de..d8e355d 100644 --- a/08/03.txt +++ b/08/03.txt @@ -1 +1 @@ -Nisy anjely hafa tonga, nitàna kopy volamena fondorôna ditin-kakazo magnitra, nitsangana tambonin'ny alitara. Ditin-kakazo amgnitra maro no namena an'azy mba hagnomezany an'izany mban'ny vavakan'ny mpino marobe eo ambonin'ny alitara volamena fandorôna ditin-kazo magnitra alohan'ny sezam-boninahitra eo. Ny setrokan'ny ditin-kakazo magnitra, mban'ny vavakan'ny mpino, de niakatra te alohan'Andriamanitra avy amin'ny tagnan'ny anjely. Nangala kopy fandorôna ditin-kakazomagnitra ny anejly sady namena an'izany tamin'ny afo aveo amin'ny alitara. Aveo natsipiny tamin'ny tany izany, sady nisy kotro-baratra, kotroka, tselatra, \ No newline at end of file +Nisy anjely hafa tonga, nitàna kopy volamena fondorôna ditin-kakazo magnitra, nitsangana tambonin'ny alitara. Ditin-kakazo amgnitra maro no namena an'azy mba hagnomezany an'izany mban'ny vavakan'ny mpino marobe eo ambonin'ny alitara volamena fandorôna ditin-kazo magnitra alohan'ny sezam-boninahitra eo. Ny setrokan'ny ditin-kakazo magnitra, mban'ny vavakan'ny mpino, de niakatra te alohan'Andriamanitra avy amin'ny tagnan'ny anjely. Nangala kopy fandorôna ditin-kakazomagnitra ny anejly sady namena an'izany tamin'ny afo aveo amin'ny alitara. Aveo natsipiny tamin'ny tany izany, sady nisy kotro-baratra, kotroka, tselatra, mban'ny horho \ No newline at end of file