auto save
This commit is contained in:
parent
db83f9bdb1
commit
f3bc53f21e
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ny lohan'ny bibi-dia raika de kara efa maty, nefa sitragna ny ratra seka nahafaty anazy. De gaga ny tany marobe ndreka nagnaraka ny bibi-dia. Ary de nenkohoka tamin'ny dragona iary zareo, satria izy no nagnome ny fahefany ho an'ny bibi-dia. De niankohoka tamin'ny bibi-dia koa iary zareo de nizaka hoe :"Iza karan'ny bibi-dia?" de "Iza afaka miady aminazy?"
|
||||
\v 4 Ny lohan'ny bibi-dia raika de kara efa maty, nefa sitragna ny ratra seka nahafaty anazy. De gaga ny tany marobe ndreka nagnaraka ny bibi-dia.\v 3 Ary de nenkohoka tamin'ny dragona iary zareo, satria izy no nagnome ny fahefany ho an'ny bibi-dia. De niankohoka tamin'ny bibi-dia koa iary zareo de nizaka hoe :"Iza karan'ny bibi-dia?" de "Iza afaka miady aminazy?"
|
Loading…
Reference in New Issue