auto save
This commit is contained in:
parent
3ba92abaa5
commit
f0c1567c7b
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Nanagna rambo magnekitra kara hala io iary zareo; amin'ny rambon'iary zareo no misy ny hery handratra ny olona mandritra ny dimy volana. Nanagna mpanjaka iary zareo de ny anjelin'ny lavaka tsy hita popoka. N agnarany tamin'ny fizakana Hebreo de Abadona, de ny agnarany amin'ny fizakana grika de i Apoliona. Dila ny loza voalohany. Ka! afaran'izao de mbola hisy loza roy
|
||||
Nanagna rambo magnekitra kara hala io iary zareo; amin'ny rambon'iary zareo no misy ny hery handratra ny olona mandritra ny dimy volana. Nanagna mpanjaka iary zareo de ny anjelin'ny lavaka tsy hita popoka. N agnarany tamin'ny fizakana Hebreo de Abadona, de ny agnarany amin'ny fizakana grika de i Apoliona. Dila ny loza voalohany. Ka! afaran'izao de mbola hisy loza roy ho tonga. Nampagneno ny trompetrany ny anjely fahaenina, de naregny feo nivôka tamin'ny tandroky ny alitara volamena zay efa nisy teo agnatrehan'Andriamanitra aho.
|
Loading…
Reference in New Issue