diff --git a/22/14.txt b/22/14.txt index 76af78f..cacf8c5 100644 --- a/22/14.txt +++ b/22/14.txt @@ -1 +1 @@ -Sambatra zegny manasa ny akanjon’iary zareo. «Ny antontan-taratasy hafa taloha de mivaky hoe : « Sambatra zegny magnano ny didiny. ») Fa ambelagny ny amboa, ny mpagnano ody, ny mpijangajanga, ny mpamono olona, ny mpanompo sampy, mban’ny zegny tia mametsy sady mpametsy. Izaho, Jesôsy, de nandefa ny anjeliko mba hagnambara aminareo ny raha ho an’ny fengonana. Izaho fototrany sady taranakan’ny Davida, ny kintagna mamirampiratra mandraigna. » Ny Fagnahy mban’ny ampekarina magno hoe : « Avia ! » Zegny maregny tokony hizaka hoe : « Avia ! » Ndre iza ndre iza mangetaheta, tokony hagnatonga , sady ndre iza ndre iza magniry an’izany, tokony hahazo maimaimpôgna ny ranon’ny fiaignana. Izaho magnambara amin’ny zegny maregny ny zakan’ny faminaniana amin’ny boky ity : « Na misy magnampy an’io, Andriamanitra hagnampy loza ho an’azy zay voasoratra amin’ny boky ity. Na misy mangala ny faminaniana vôzaka amin’ny boky ity, Andriamanitra de hangala ny anjarany amin’ny kakazon’ny fiaignany mban’ny tanàna masina zay voasoratra agnatin’ny boky ity. » (Fagnamarihana : Ny antontan-taratasy taloha de mivaky hoe : « Andriamanitra hangala ny anjarany amin’ny Bokin’ny Fiaignana de amin’ny tanàna masina zay voaosoratra amin’ny boky ity. ») Nizaka ny raika magnambara ny raha io : « Eny! Efa akeky ny feveko. » Amena! Tongava, ry Tompo Jesôsy! Ho amin’ny olona maro ane ny fahasoavan’ny Tompo Jesôsy. Amena. \ No newline at end of file +Sambatra zegny manasa ny akanjon’iary zareo. Mba hahazo alalagna mihinagna avy am «Ny antontan-taratasy hafa taloha de mivaky hoe : « Sambatra zegny magnano ny didiny. ») Fa ambelagny ny amboa, ny mpagnano ody, ny mpijangajanga, ny mpamono olona, ny mpanompo sampy, mban’ny zegny tia mametsy sady mpametsy. \ No newline at end of file