diff --git a/04/09.txt b/04/09.txt index f341226..4f6bf82 100644 --- a/04/09.txt +++ b/04/09.txt @@ -1 +1 @@ -Na ovena na ovena iregny managn'aigna de hognome voninahitra, laza, ary fisaorana an'i raika zay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana, i raika zay velona mandrakizay doria, iregny loholona efatra amby roapolo de nampiankohoka ny tegnan'iary zareo eo alohan'ny raika zay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana. Miankohoka eo amin'ny raika zay velona mandrakizay doria izy iregny, sady nanipy ny satro-boninahitr'iary zareo talohan'ny seza fiandrianana, mizaka hoe: "Mendrika anao, ry Tomponay sy Andriamanitray, handray ny voninahitra sy ny laza ary ny hery. Fa \ No newline at end of file +Na ovena na ovena iregny managn'aigna de hognome voninahitra, laza, ary fisaorana an'i raika zay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana, i raika zay velona mandrakizay doria, iregny loholona efatra amby roapolo de nampiankohoka ny tegnan'iary zareo eo alohan'ny raika zay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana. Miankohoka eo amin'ny raika zay velona mandrakizay doria izy iregny, sady nanipy ny satro-boninahitr'iary zareo talohan'ny seza fiandrianana, mizaka hoe: "Mendrika anao, ry Tomponay sy Andriamanitray, handray ny voninahitra sy ny laza ary ny hery. Fa Ianao no namorona ny \ No newline at end of file