auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-12-12 09:37:53 -05:00 committed by root
parent 9a49172446
commit e9166ec412
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tafaran'izany de nahita anjely efatra nitsangana tamin'ny zoro tany efatra aho, nanohitra mafy ny rivotra efatran'ny tany, mba tsy hisy rivotra magnagnina amin'ny tany, amin'ny ranomasina, na hifanohitra amin'ny kakazo marobe. Nahita anjely hafa aho niakatra avy tantsignanana, zay nanagna ny tombo-kasen'Andriamanitra velona. Nihoaika tamin'ny feo mafy tamin'ny anjely efatra zay nahazo alalagna handratra
Tafaran'izany de nahita anjely efatra nitsangana tamin'ny zoro tany efatra aho, nanohitra mafy ny rivotra efatran'ny tany, mba tsy hisy rivotra magnagnina amin'ny tany, amin'ny ranomasina, na hifanohitra amin'ny kakazo marobe. Nahita anjely hafa aho niakatra avy tantsignanana, zay nanagna ny tombo-kasen'Andriamanitra velona. Nihoaika tamin'ny feo mafy tamin'ny anjely efatra zay nahazo alalagna handratra ny tany mban'ny ranomasina izy hoe: "Aza ratena ny tany, ny ranomasina na ny kakazo mandra-pagnasentsena ny tom