瀏覽代碼

auto save

master
PLT-MAD006 3 年前
提交者 root
父節點
當前提交
e8548842b4
共有 1 個檔案被更改,包括 1 行新增1 行删除
  1. +1
    -1
      04/09.txt

+ 1
- 1
04/09.txt 查看文件

@@ -1 +1 @@
Na ovena na ovena iregny managn'aigna de hognome voninahitra, laza, ary fisaorana an'i raika zay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana, i raika zay velona mandrakizay doria, iregny loholona efatra amby roapolo de nampiankohoka ny tegnan'iary zareo eo alohan'ny raika zay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana. Miankohoka eo amin'ny raika zay velona mandrakizay doria izy iregny, sady nanipy ny satro-boninahitr'iary zareo talohan'ny seza fiandrianana, mizaka hoe: "Mendrika anao, ry Tomponay sy Andriamanitray, handray ny voninahitra sy ny laza ary ny hery. Fa Ianao no namorona ny raha maro be, ary tamin'ny alalan'ny sitraponao, de nisy izy iregny ary no
\v 9 Na ovena na ovena iregny raha managn'aigna de hognome voninahitra, laza, ary fisaorana an'i raika zay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana, i raika zay velona mandrakizay doria,\v 10 iregny loholona efatra amby roapolo de nampiankohoka ny tegnan'iary zareo eo alohan'ny raika zay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana. Miankohoka eo amin'ny raika zay velona mandrakizay doria izy iregny, sady nanipy ny satro-boninahitr'iary zareo talohan'ny seza fiandrianana, mizaka hoe:\v 11 "Mendrika anao, ry Tomponay sy Andriamanitray, handray ny voninahitra sy ny laza ary ny hery. Fa Ianao no namorona ny raha maro be, ary tamin'ny alalan'ny sitraponao, de nisy izy iregny ary noforonina."

載入中…
取消
儲存