diff --git a/21/23.txt b/21/23.txt index 976ebf0..549a68f 100644 --- a/21/23.txt +++ b/21/23.txt @@ -1 +1 @@ -Ny tanàna de tsy nilana masoandro na volana mba hampazava amin'zany satria ny voninahitr'Andriamanitra de nanazava tamin'zany, de ny Zanak'ondry no jiron'zany. Handea amin'zany fahazavan'zany tanàna zany iregny firenena. Iregny mpanjakan'ny tany de hitondra ny hatsaran'iary zareo ho ao amin'zany. (Fagnamarihana: Ny antotan-taratasy taloha sanagny de mivaky hoe: "Iregny firenena zay vôvonjy de handea amin'ny fahazavan'zany tanàna zany.") Tsy hidy zany vavahady zany \ No newline at end of file +Ny tanàna de tsy nilana masoandro na volana mba hampazava amin'zany satria ny voninahitr'Andriamanitra de nanazava tamin'zany, de ny Zanak'ondry no jiron'zany. Handea amin'zany fahazavan'zany tanàna zany iregny firenena. Iregny mpanjakan'ny tany de hitondra ny hatsaran'iary zareo ho ao amin'zany. (Fagnamarihana: Ny antotan-taratasy taloha sanagny de mivaky hoe: "Iregny firenena zay vôvonjy de handea amin'ny fahazavan'zany tanàna zany.") Tsy ihidy zany vavahady zany mandrapatapitra ny andro, de tsy hisy alina agny. \ No newline at end of file